|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 anareo |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo
4 raha atao teny fameno: 5 Manontany anareo aho ka valio; 6 na raha atao milaza tompon-javatra: 7 Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 You, your, yours (plural).
9 Accusative and possessive case of hianareo. [1.2] 10 you (plur. - as object); yours [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Vous, à vous, à votre tour.
12 Hamangy anareo aho: je vous visiterai. 13 Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres 14 à balayer la maison. 15 Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [1.3] 16 Vous, à vous (pluriel). [1.5] 17 vous (pluriel - objet); vôtre. [1.8] |
| Mpanahaka | 18 ianareo, 19 nareo |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 22 anareo |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 olom-pady
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | anareo, 25 anerao, 26 Areonà, 27 eroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|