Entrée anaram-bosotra
Mots élémentaires anarana ; vosotra
Partie du discours locution
Explications en malgache Fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [1.1]
Explications en français A nickname [1.8]
 Sobriquet, surnom [1.8]

Mis à jour le 2023/08/12