|
|
|
|

Teny iditra1  anantsinahy
Singan-teny  2 anana, 3 tsy, 4 nahy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazan' anana fantatra koa amin' ny anarana hoe tsipolotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 Esculent herbs, of which there are anantsinahilahy and anantsinahivavy. Bidens bipinnata, L., and B. leucantha. Willd. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Bidens bipinnata ou leucantha [1.3]
9 (de anana = herbe potagère, et tsy nahy = qu'on n'a pas projeté à l'avance ; on a toujours cette herbe sous la main et c'est d'elle qu'on se sert quand on doit préparer un repas à l'improviste). Bidens bipinnata L. et Bidens pilosa L. (Asteraceae).
10 La saveur piquante de ces plantes est due à la présence d'amines aliphatiques polyinsaturées.
11 Elles ont des vertus excitantes et apéritives. [Merina] [1.196]
Ohatra  12  anantsinahy tokan-tovona ka indray mitoraka ihany. [2.345]
Voambolana  13  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  anantsinahy, 17 ihintsanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17