|
|
|
|

Teny iditra1  anambatambazana
Fototeny  2 tambitamby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#659]
Ohatra  4  Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza [2.470]
5  Ny tena anton' ity tamin' ny Hebreo dia toy ny "nofon-kena mitam-pihavanana", tahaka ilay fanomezana nanambatambazan' i Jakoba an' i Esao [1.38]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12