Entrée | anamalaho (anana, laho) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo ¶ Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) ¶ Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [Richardson 1885] | |
a strong aromatic leafy vegetable [Hallanger 1973] | ||
Traduction française | herbe potagère au goût aromatique amer [Hallanger 1974] | |
Vocabulaire | Botanique: Herbe | |
Nom scientifique | Spilanthes oleraces | |
Analogues | anamalahoala ~ anamalahobe ~ anamalahokely ~ anamalahombazaha ~ anamalahonkova ~ anamalahovavy | |
Citations | Proverbes contenant le mot anamalaho | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |