|
|
|
|

Teny iditra1  ampombo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny fonon' ny fotsimbary na ny hoditry ny vary akotry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 husk, bran. See afoka.. [1.2]
5 the bran or inner coating of rice removed in cleaning. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 son. [1.8, 1.13]
7 Menues parties, déchets des grains que l'on a pilonnés au mortier : ampombom-bary = son de riz, ampombo mahery = le gros son, ampombo malemy = le son le plus fin, ampombon-katsaka= son de maïs. Constituent le plus souvent la base de l'alimentation des animaux domestiques.. [1.196]
Ohatra  8  navela ny otrikafon' ampombo fa efa misy afokasoka; [2.285#298]
9  Aiza no misy ny toerana ikororohan-dRamatoa ny ampombo? [2.314#11]
10  Nofenoina ampombo sy tainomby ny hady ary nampirehetina. [2.508#342]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  12  lila, 13  monga
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11