Entrée ampitoerana (toetra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1mihady fasika eo ampitoerana eo ny lohaliny sy ny tongo-keliny. [2.470]
2Niala daholo ny fahakiviana rehetra, ka nody ny ain-dRandrianalvo, tsy tsaroany intsony ny hasasarana sy ny hanoanany, ka renoky ny torimaso teo ampitoerana izy, ary nanonofy. [2.324]
Morphologie 
Présent : ampitoerana, ampitoerako, ampitoeranao, ampitoerany, ampitoerantsika, ampitoeranay, ampitoeranareo, ampitoeran', ampitoeran-, ampitoeram-, ampitoera-
Passé : nampitoerana, nampitoerako, nampitoeranao, nampitoerany, nampitoerantsika, nampitoeranay, nampitoeranareo, nampitoeran', nampitoeran-, nampitoeram-, nampitoera-
Futur : hampitoerana, hampitoerako, hampitoeranao, hampitoerany, hampitoerantsika, hampitoeranay, hampitoeranareo, hampitoeran', hampitoeran-, hampitoeram-, hampitoera-
Impératif : ampitoero

Mis à jour le 2020/07/31