| Entrée | 1 ampirehetana | 
| Radical | 2 rehitra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en français | 4   [1.3] | 
| Exemples | 5   Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata
[2.996] 6 Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko [2.4] 7 Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |