|
|
|
|

Entrée1  ampinga
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [1.1]
4  fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13]
Explications en anglais  5  a shield, a buckler. [1.2]
6  a shield [1.7]
Explications en français  7  bouclier [1.8]
8  rondelle [1.13]
Exemples  9  fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro. [2.587#]
10  koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59#]
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot ampinga
Article  15  Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  16  ampinga, mapinga, mpangia, mpigana, paminga

Mis à jour le 2023/06/18