|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampijalina |
| Fototeny | 2 jaly |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be made to suffer; to be tortured
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on fait souffrir; qu'on torture
[1.8] |
| Ohatra |
6 Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy.
[2.472#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|