|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampifandanjaina |
| Fototeny | 2 lanja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
4 Raha ampifandanjaiko ny faniriako sy ny tsy faniriako hody, toa ny tsy faniriana no mavesatra kokoa, nefa tsy tombon-danja ampy hanapahako hevitra avy hatrany izany/
[2.4]
5 Tsy maintsy ampifandanjaina ny fampandrosoana ny faritra mba hanamafisana ny firaisam-pirenena. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|