Entrée ampangoro
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony [Rakotosaona 1975]
 Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny
Mitovy hevitra: vary maina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it. [Richardson 1885]
 rice boiled dry and fragrant [Hallanger 1973]
Traduction française riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes vary ampangoro
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31