|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampango |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Takela-bary maina maimay sady manitra miraikitra amin' ny vody vilany nahandroana azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the burnt rice which sticks to the bottom of a cooking-pot on which water is poured.
[1.2] 5 burnt rice sticking to the pot [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 croûte de riz qui adhère au pot après
7 la cuisson [1.8] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ampango, 11 amponga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|