|
|
|
|

Teny iditra1 ampandeferina
Fototeny  2lefitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10