|
|
|
|

Teny iditra1  ampandeferana
Fototeny  2 lefitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  Raha ny tena marina dia tsy hita izay manamarina ny isan' ny miaramila toy izay misy eto amintsika sy ny vola mihoampampana atokana ho azy, ka ampandeferana ny fampandrosoana ny firenena. [4.27]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29