Entrée ampalesina (ampaly)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza
¶ Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany
¶ Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to be smoothed with the ampaly leaves; fig. used of any business well arranged and conducted. [Richardson 1885]
 to be sandpapered [Hallanger 1973]
Explications en français qu'on polit au papier verre [Hallanger 1974]
Morphologie 
ampalesina
ampalesiko
ampalesinao
ampalesiny
ampalesintsika
ampalesinay
ampalesinareo
ampalesin'
ampalesin-
ampalesim-
ampalesi-
nampalesina
nampalesiko
nampalesinao
nampalesiny
nampalesintsika
nampalesinay
nampalesinareo
nampalesin'
nampalesin-
nampalesim-
nampalesi-
hampalesina
hampalesiko
hampalesinao
hampalesiny
hampalesintsika
hampalesinay
hampalesinareo
hampalesin'
hampalesin-
hampalesim-
hampalesi-
ampaleso
Synonymes ampalina
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31