|
|
|
|

Teny iditra 1  ambozizy
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana ankeriny, an-ditra, izany hoe tsy am-piheverana fa manao izay hahavitan' ilay zavatra fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 by force, brutally [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 par la force, avec insistance [1.8]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ambozizy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04