|
|
|
|

Teny iditra1  amboradara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomban-jaitra izay anasiana loadoaka kely madinika ny lamba mba hatao haingony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 embroidery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 broderie [1.8]
Ohatra  6  Ondana fotsy nisy zaitra amboradara no niondanan' ny lohany miramirana. [2.499#]
Lahatsoratra  7 Randzavola: amboradara ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12