|
|
|
|

Teny iditra1  am-bohoka
Singan-teny  2 vohoka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4 ao ankibo: Maty am-bohoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 in the womb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 au sein de la mère [1.8]
Ohatra  7  Teo amin' ny kristiana, ny olombelona rehetra dia mpanota avokoa na dia mbola hatrany ambohoka aza. [2.285#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  am-bohoka, 9 haom-boka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02