| Entrée | 1 ambela | 
| Radical | 2 vela | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady? Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ Omena lalana: Avelao kely aho handeha Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 9 avela | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |