Entrée | am-bava tsy ratsy | |
Mots élémentaires | am-bava ; ratsy | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1] | |
Explications en français | Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles. [2.415] | |
Synonymes | vava tsy ratsy | |
Anagrammes | am-bava tsy ratsy, tsiambaravatsy |
Mis à jour le 2023/11/20 |