|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambatolava |
| Singan-teny | 2 vato, 3 lava |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tranon'ny loham-pianakaviana zandriny indrindra ka ataon'ny lehilahy ho fiheveren-draharaha
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 case du chef de la branche cadette où se réunissent les hommes
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (2/2) | 7 Ambatolava |
| Singan-teny | 8 vato, 9 lava |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 11 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 12 ambalavato, Ambalavato, ambatolava, Ambatolava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|