|
|
|
|

Teny iditra1  ambasadaoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena
4 Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana
5 Masoivoho, andrianjahonoany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an ambassador [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ambassadeur [1.8]
Lahatsoratra  8 Randzavola: ambasadaoro ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12