|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ambaravarambato |
| Singan-teny | 2varavarana, 3vato |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 Andriamambavola, niakatra avy tao Anjohy, Raberesaka Rainimahay niakatra avy tao Ambatovinaky, Rakotonavalona niakatra avy tao Ambavahadimitafo ary Raberanto avy eo ambaravarambato.
[2.508#383]
6 Koa tamy ny andro Alatsinainy 28 Asombola 1849, no nandravany ny tranon dRainimiadana atsy Avaratranjoma izay niangonana isan'Alahady hivavahana, sy ny tranon dRafaralahibe-tsarasaotra koa noravany ny ao ambaravarambato. [2.59#17] |
| Fangi-bolantany | -22.95+45.5833333 |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08 |
|