Entrée ambany avaratra
Mots élémentaires ambany ; avaratra
Partie du discours locution
Exemples 
1Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe. [2.59]
2vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra [1.10]
3Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo. [2.245]
4Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
5Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470]
Analogues  ambany atsimo ~ ambany atsinanana ~ ambany andrefana

Entrée Ambany Avaratra (ambany, avaratra)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Exemples le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plius orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe [1.362]

Mis à jour le 2023/04/16