|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambangovangony |
| Fototeny | 2 vangovango |
| Sokajin-teny | 3 anarana sy mpisolo |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Qui a subi le premier travail, la première préparation, qui a été prépare grossièrement, le brouillon, l’esquisse, l’ébauche
[1.3#810] 5 sommaire [1.13] |
| Ohatra |
6 Fitantarana ambangovangony moa izany, fa ny antsipiriany ve ho tafavoaka manotolo eo.
[2.4#]
7 Misaotra, ry Ikaky, hoy Zaka lasam-borona sady nahatsiahy ny ambangovangon’ izay niseho ny omalin’ iny [2.5#111] |
| Tovy hevitra | 8 vangony, vangovangony |
| Teny iditra (2/2) | 9 am-bangovangony |
| Fototeny | 10 vangovango |
| Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Grossièrement, sans y mettre la dernière main
[1.3#810] |
| Ohatra |
13 hoy ny teniko raha atao ambangovangony.
[2.313#13]
|
| Fivaditsoratra | ambangovangony, am-bangovangony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|