|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ambalavelona
Singan-teny  2 vala, 3 velona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 (de valavelona : haie vive, clôture) Nom qu'on donne en Imerina aux phénomènes d'adorcisme ou de « possession ».
6 Le nom évoque un piège, une mise en captivité. Il s'agit d'attirer chez un sujet qui sert de médium, l'« esprit » d'un mort plus ou moins célèbre qui s'exprimera par sa bouche.
7 J.-M. Estrade y voit : « le fruit de la suggestion sur des psychologies vulnérables, et sans doute aussi de poison », car certains breuvages absorbés pour susciter ces « possession » ne sont pas anodins ; ils ont des pouvoirs psychotropes. [1.196]

Teny iditra (2/3)8  ambalavelona
Singan-teny  9 vala, 10 velona
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 aretina mitovitovy amin' ny kasoa, avy amin' ny ody mahery ataon' olon-dratsy mpisompatra ary mety hahavoa antokon' olona maro miaraka aza, araka ny filazan' ny olona sasany; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahafatesana [1.1]
Voambolana  13  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)14  Ambalavelona
Singan-teny  15 vala, 16 velona
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  ambalavelona, Ambalavelona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21