|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambakiloha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. )
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit.
[Tankarana]
[1.19] |
| Kamban-teny rehetra | 5 mifanao ambakiloha |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ambakiloha, 7 mahakobila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|