|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambainy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ambay.
[1.1] 4 sakany, ampohiny. [Bezanozano] [1.78] 5 ampohin'ny mahitsizoro. [1.13] 6 ampohy: Be ambainy tokoa izany lamba izany raha mahatratra roa metatra. [1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 lé d'un habit, d'un rideau, etc.: Misy ambainy telo io zipo io (Cette robe a trois lés).
[1.3] 8 largeur. [1.13] |
| Ohatra |
9 Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy.
[2.472]
|
| Tovy hevitra | 10 ambay, sakany |
| Fivaditsoratra | 11 ambainy, 12 animbay, 13 mibiaña, mibiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|