| Entrée | 1 amalona | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   an eel. [Mal. malany(?).] [1.2] 5 an eel [1.7] | 
| Explications en français | 6   anguille [1.3, 1.8] | 
| Exemples | 7   olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana.
[2.48] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 27 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 12 Zoologie: poissons | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 amalano, 15 amalona, 16 manoala | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |