|
|
|
|

Teny iditra1  amalomalandy
Singan-teny  2 amalona, 3 malandy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa
6 (Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry) [1.1]
Voambolana  7  Haibiby: trondro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12