|
|
|
|

Teny iditra 1  alobe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ilazana ireo vary masaka alohan' ny namany raha bebe izy ireo; raha vitsy kosa, atao hoe alokely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Un assez grand nombre d'épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue [1.3]
5 (de aloha = avant, en avant) Nom donné à une rizière devenue irrégulière, lorsqu'un grand nombre de panicules de riz mûrissent avant les autres. [1.196]
Voambolana  6  Toe-karena: fambolena
Mpanahaka  7  alokely
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how alobe
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  alobe, 10 olabe

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07