|
|
|
|

Entrée (1/2)1  aloa
Radical  2  loa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1]
Explications en anglais  5  to be vomited; to be paid [1.7]
Explications en français  6  qu'on vomit; qu'on paie [1.8]
Exemples  7  aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236#antananarivomiantsena]
8  Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés  13  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)15  aloa
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  moka [Betsileo] [1.78]
Vocabulaire  18  Zoologie: invertébrés
Synonymes  19  aloe

Anagrammes  20 alao, 21 aloa, 22 aola

Mis à jour le 2025/10/08