Entrée aleo ... toy izay (aleo, toy, izay)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny enti-milaza fampitahana ka ny teny eo aorian' ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken' ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio
¶ Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso
Explications en anglais  [Hallanger 1973] better ... than
Explications en français  [Hallanger 1974] mieux vaut... que

Mis à jour le 2020/07/31