Entrée Alatsara (ala, tsara)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Exemples 
1Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara. [2.508]
2Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. [2.508]
3Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara. [2.508]
4Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray. [2.508]

Mis à jour le 2020/07/31