|
|
|
|

Teny iditra1  alamoka
Fototeny  2 lamoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mandamoka na mahatonga ho tofoka, boboka: Tsy tia mofo intsony io zaza io fa mofo folo no nalamo-jokiny azy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 alakamo, alamoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12