|
|
|
|

Teny iditra1  alamo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 alum [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 alun [1.3]

Fivaditsoratra  6 alamo, 7 amalo, 8 lamao, 9 malao, 10 maola, 11 Olama

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12