|
|
|
|

Teny iditra1  ala maina
Singan-teny  2 ala, 3 maina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hazo tsy misy ravi-maitso fa tsilotsilo, matetika maniry amin'ny tany mafana sy tsy misy orana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 forêt secondaire sèche [1.13]

Fivaditsoratra  ala maina, 7 amaliana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12