|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akotrika |
| Fototeny | 2 kotrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asaina kotrehina, ampikotrehina: Atody telopolo no nakotrik' i Lita ka roapolo no foy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be incubated, to be hatched
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on fait couver, qui sont couvés
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tahaka ny atodim-borontsiloza akotrika amin'akoho izahay.
[2.298#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 akitroka, 14 akotrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|