|
|
|
|

Teny iditra1  akopakopaka
Fototeny  2 kopakopaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4  Hoy Antananarivo izahay mbola zaza hoy Alasora izahay mbola kely ny anaran'ity lambako ity lamba-malemy-tsy-akopakopaka. [2.131]
5  Zavona kely mihevaheva no toa voaly manify akopakopaky ny rivotra eny ambonin' ny lemaka. [2.499]
6  Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy? [2.996]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 akapokapoka, akopakopaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12