|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akombona |
| Fototeny | 2 kombona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy velarina: Akombony ny bokinareo
5 Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany 6 Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be closed, to be brought together, to be shut as the lips, a book, etc
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on ferme comme les lèvres, un livre, etc; qu'on serre
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka.
[2.4#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | akombona, 14 am-bokona, 15 manoboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|