|
|
|
|

Teny iditra1  akobaka
Fototeny  2 kobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Hazo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika
5 Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be agitated (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on agite [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  akobaka, 12 kaboaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12