|
|
|
|

Teny iditra1  akivilivily
Fototeny  2 kivilivily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao
5 Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be swung back and forth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 à faire balancer, à faire osciller, qu’on fait tourner [1.3]
8 qu'on balance, qu'on fait osciller [1.8]
Ohatra  9  nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato (Il a fait tourner la fronde et la pierre a atteint le boeuf) [1.3]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12