|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aiza |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao? .
4Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!. 5Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise!. [1.1] 6ahia? (Tankarana). 7aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana). 8ay? (Bara). 9aie? (Mahafaly). 10akaa? (Betsimisaraka). 11haia? (Tankarana). [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia..
[1.2] 13where?. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14où?.
[1.8] |
| Ohatra |
15 Ho aiza ianareo roa lahy?
[2.472]
16 aiza no ahalalanao izany? [2.499] 17 Mba lasa koa aho fa hanava-tena aiza moa! [2.4] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 aiza, 23 Azia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|