Entrée (1/2) | 1 aidina (idina) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Atao, alefa midina, entina ho amin' ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana [1.1] 4 Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano ~ Naidina tao an-davabary ny vary rehetra [1.1] 5 Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba itỳ antsy itỳ fa tsy mba notefena [1.1] |
Explications en anglais |
6 Used of that which is poured out, as water, etc.; or of that which is taken down, as a thing taken down stairs, or a boy put lower down in a class, etc. [1.2] 7 To be poured out [1.7] |
Explications en français |
8 Qu’on verse, qu’on coule dans un moule [1.3, 1.8] 9 Qu’on fait descendre, qu’on fond [1.3] |
Exemples |
10 aidina avy eo ambony ny rano, dia samy manasa ny tanany [2.245] 11 naidina tao an-dava-bary ny vary rehetra (Tout le riz a été versé dans le trou) [1.3] 12 naidina sa notefena io hety io? (Est-ce que ces ciseaux ont été fondus ou forgés?) [1.3] 13 Omby betsaka no naidina tany Toamasina (On a fait descendre beaucoup de bœufs à Tamatave) [1.3] 14 aidina amin' ny tapaky ny milina ny akotry ary avoakany fotsimbary tena madio any amin' ny tapany anankiray. [2.332] |
Morphologie |
|
Synonymes | 19 voampidina |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 21 aidina |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en anglais |
23 [Root idina?] The Sakalava name for grease or fat. [1.2] |
Mis à jour le 2023/08/26 |