|
|
|
|

Teny iditra1  ahotsaka
Fototeny  2 hotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à tremper dans, à imbiber dans [1.3]
Ohatra  6  Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahotsaka, 11 akatsaho, 12 sahotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12