|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; ahohony
Fototeny  2 hohona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahohona [Fitanisana]

Teny iditra (2/2) 4 ; ahohony
Fototeny  5 hohona
Sokajin-teny  6  endritenin' ny hoe ahohona
Ohatra  7  Izao no fanohony ny zaza : Asiany rano mafana eo an-tsahafa sy ranon-tsakamalao voatoto, dia ahohony ao ny zazakely vao mena vava, ka mikofonkofona mitsipatsipaka fadiranovana [1.437#]

Fivaditsoratra  ahohony, 8 hohoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26