|
|
|
|

Teny iditra1  ahohona
Fototeny  2 hohona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mambomba, mamihina: Ny elany no ahohon' ny reniakoho ny zanany [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahohona, 9 ahonaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12