|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ahofa
Fototeny  2 hofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa
5 Omena hipetrahan' olona mpanofa: Nahofako ilay tranoko eny Ambohijanahary fa efa tsy mipetraka ao intsony ny zanako [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  ahofa
Fototeny  11 hofa
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  13 to be waved at someone, (as a hat, a cloth. etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on agite pour faire signe, comme un chapeau, un mouchoir etc [1.8]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)19  ahofa
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Jono [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  22 afaho, ahofa, 23 haofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17