|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahoana hoe |
| Singan-teny | 2 ahoana, 3 hoe |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 entimanontany raha tena izany tokoa no izy, ka matetika fiangaviana hamerina ny efa voalaza io: Ahoana hoe? (toy izany avokoa no hevitry ny "hoe" aorian' ny teny enti-manontany: Iza hoe no nilaza izany?)
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|